|
|
|
|

Entrée1  mangarom-biby an-davaka
Mots élémentaires  2 mangarona, 3 biby, 4 lavaka
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 mitady loza izay tsy tokony ho avy akory.
7 misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana. [1.1]
Analogues  8  sakamatorykaalambolombava

Mis à jour le 2025/09/12